Ciandey

Ciandey Gâteaux faits maison, sur commande, pour toutes occasions🎂🍰‼️

Mba ataovy gâteau amin'izay ny cadeau an'i Dada amin'ity fa efa leo an'ilay bà kiraro sy caleçon hono izy eh🤭🥹Mbola mand...
17/06/2026

Mba ataovy gâteau amin'izay ny cadeau an'i Dada amin'ity fa efa leo an'ilay bà kiraro sy caleçon hono izy eh🤭🥹
Mbola mandray commande gâteaux fête des pères izahay🥰

Sary fanehoana ny gâteau fêtes des pères 2025 nataonay ireto🎂


🍰Ny  anakiroa amin'ireto gâteau ireto genoise  au chocolat be ny ao anatiny🍫 😋 iza amin'ireo ary oh? 😍Amin'ny alahady ho...
15/06/2026

🍰Ny anakiroa amin'ireto gâteau ireto genoise au chocolat be ny ao anatiny🍫 😋 iza amin'ireo ary oh? 😍

Amin'ny alahady ho avy izao sahady anie ny fetin'ny ray eh👔
Alefaso dieny izao ny commande
Afaka miditra MP avy hatrany na whatsApp 📩

Mankasitraka indrindra dia mirary soa hatrany🌹
09/06/2026

Mankasitraka indrindra dia mirary soa hatrany🌹

Ireto indray ary ny asa vita tamin'ity fetin'ny reny 2026 ityMirary soa ho an'ny reny rehetra 🥰🌹👑  Dia ialana tsiny be d...
01/06/2026

Ireto indray ary ny asa vita tamin'ity fetin'ny reny 2026 ity
Mirary soa ho an'ny reny rehetra 🥰🌹👑
Dia ialana tsiny be dia be ho an'ireo tsy voaray intsony



15.000ar dia efa mahazo fanomezana mamy kely ho an'i Neny tahak'ireto gâteau ireto🥰🫶Modèle ihany ireto fa afaka mi-réali...
25/05/2026

15.000ar dia efa mahazo fanomezana mamy kely ho an'i Neny tahak'ireto gâteau ireto🥰🫶
Modèle ihany ireto fa afaka mi-réaliser izay tianareo izahay 🥰
Ataontsika 30 mai 2026 izao no farany fandraisana commande ho an'ny fetin'ny reny🥰
⛔ Mikatona kosa ny fandraisana commande rehefa feno ny isa 🥰
Alefaso dieny izao ary ny commande nao eh😋🌹
Lieu:MAHITSY

25/05/2026

Gâteaux miavaka ho an'i Neny ❤️

Mbola mandray commande hatrany izahay 🥰
Lieu:MAHITSY

Bentocake du moment 🥰❤️Mitoy hatrany ny fandraisana commande an🥰
18/05/2026

Bentocake du moment 🥰❤️
Mitoy hatrany ny fandraisana commande an🥰

Gâteau au chocolat (pour 8 personnes) 🍫Mankasitraka indrindra tompoko 🥰❤️
11/05/2026

Gâteau au chocolat (pour 8 personnes) 🍫

Mankasitraka indrindra tompoko 🥰❤️

Jar cake red velvet ❤️Disponible sur commande uniquement!
04/05/2026

Jar cake red velvet ❤️

Disponible sur commande uniquement!

Mandray commande hatrany izahay tompoko! 🥰Mankasitraka indrindra 🌹
27/04/2026

Mandray commande hatrany izahay tompoko! 🥰
Mankasitraka indrindra 🌹

Address

Mahitsy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ciandey posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category