Tsenantsika eto Moramanga

Tsenantsika eto Moramanga Boutique Tsenantsika eto Moramanga
👗 Vêtements femmes & hommes
📍 Moramanga
📦 Livraison possible

Arrivage arivariva! 😎✨Lunette tsara kalitao👉 15 000Ar ihanyAza tara fa vitsy sisa no misy ⏳
09/09/2025

Arrivage arivariva! 😎✨
Lunette tsara kalitao
👉 15 000Ar ihany
Aza tara fa vitsy sisa no misy ⏳

Salama gona 🤗✨Arrivage arivariva e!Collier inoxydable tsara kalitao 💎👉 12 000Ar ihany ny irayAza tara fa vitsy sisa no m...
09/09/2025

Salama gona 🤗✨
Arrivage arivariva e!
Collier inoxydable tsara kalitao 💎
👉 12 000Ar ihany ny iray
Aza tara fa vitsy sisa no misy 😍

Salama tompoko!Jereo izay mety aa! Eto Moramanga daoly♥️
05/07/2025

Salama tompoko!Jereo izay mety aa! Eto Moramanga daoly♥️

08/04/2025

👋 Tongasoa eto amin’ny pejy “Tsenantsika eto Moramanga”! 🛍️

Miarahaba antsika rehetra! Tamin’ny faniriana hizara sy hanome vokatra mora sy tsara ho an’ny mponina eto Moramanga no nanokafana ity pejy ity 🙏🏽

🎯 Hivarotra entana toy ny:

Akanjo sy kojakoja

Fitaovam-pianarana

Entana mifanaraka amin’ny vanim-potoana (toy ny akanjo mafana amin’ny ririnina)

👀 Mbola tsy napetraka ny entana, fa mbola fikarakarana tsaratsara no atao aloha.

💬 Raha afaka, tsindrio Like sy zaraina amin’ny namana ny pejy, dia ho hitan’ny maro kokoa!

Faly be izahay manomboka ity dia vaovao ity miaraka aminareo rehetra 🙌🏽
Misaotra mialoha ry havana! 💛

Address

Tsena
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenantsika eto Moramanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share