2000 Gâteau

2000 Gâteau Pour sublimer vos fête🎉 : Anniversaire, Mariage fiançailles💞 et événements spéciaux🍰 ✨

Avance 50%

commandez vos Gâteaux

❤️ 🎉Promotion fête de mère 🎉❤️ 👉Izay commande plus de 30.000ar dia misy réduction 5.000ar be izao  💸 🍂Natao ity promotio...
28/05/2026

❤️ 🎉Promotion fête de mère 🎉❤️

👉Izay commande plus de 30.000ar dia misy réduction 5.000ar be izao 💸

🍂Natao ity promotion ity mba hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa.🥰
🍂Rehefa hanao commande🍰,
aza adino miteny ny code hoe "fête de mère" mba ahafahanao misitraka ny fihenam--bidy 5.000ar raha toa ka mihoatra 30.000ar ny commande.🫶❤️

📍Afaka manantona mivantana amin'ny Hôtel 2000, Ankatsakatsa na mandefa hafatra ao amin'ny WhatsApp 033 78 342 79

Salama aby.❤️ialana tsiny betsaka  noho ny fahatarana ilay lalao natao-tsika teto amin'ny pejy. Mbola nisy adidy aman-dr...
12/04/2026

Salama aby.❤️

ialana tsiny betsaka noho ny fahatarana ilay lalao natao-tsika teto amin'ny pejy. Mbola nisy adidy aman-draikitra tsy maintsy nosahanina ka dia tsy maintsy nahemotra fanomezana ny loka.

Isaorana betsaka ianareo zay nandray anjara tamin'ny lalao, ary aza matahotra fa mbola hasiatsika " jeu " vaovao.
Ataovy anaty commentaire hoe inona ny jeu ataotsika manaraka ❤️

Ireto avy ireo mpandresy :
1• Nëe Rïnah
2• Rosiah Ramamonjisoa

Manasa anareo ho tonga mp.

Misaotra betsaka indrindra, aza adino mi abonné pejy.

10/04/2026

Salama e😍🥰

efa tapitra tamin'ny 7 Avril lasa teo ny lalaotsika fa Mbola manao mission Kely aty ambanivotra dia ahemotra amin'ny alahady hoavy izao ny famoahana ireo nivoaka mpandresy ✨

ialatsiny indrindra 🙏😘

Mamy kely foana ny atsika 🥰🥰Misaotra nanome fahatokisana hatrany ✨✨🔺Mandray commande isanandro foana 📞 0337834279
21/03/2026

Mamy kely foana ny atsika 🥰🥰
Misaotra nanome fahatokisana hatrany ✨✨

🔺Mandray commande isanandro foana

📞 0337834279

Salama ô😍! Samy mahazo ny anjarany daholo ✨🌴🔺Mandray commande isanandro foana izahay Tompoko📞 0337834279
13/03/2026

Salama ô😍!

Samy mahazo ny anjarany daholo ✨🌴

🔺Mandray commande isanandro foana izahay Tompoko

📞 0337834279

🚨GIVE AWAY🚨Conditions : 📌 Asio j'aime page, captureo ary ataovy anaty commentaire 📌 Partageo en mode public ity publicat...
07/03/2026

🚨GIVE AWAY🚨

Conditions :
📌 Asio j'aime page, captureo ary ataovy anaty commentaire
📌 Partageo en mode public ity publication ity
📌 Asio "Je participe" ao aminy commentaire miaraka amin'ilay capture d'écran.
📌 Inviteo ny namana hanisy j'aime page

✨ Izay commentaire betsaka réaction indrindra no mandresy. Roa be izao no mpandresy

LOKA :
🔺 Voalohany : Gâteau pour 6 personnes ( misafidy décoration izay tiana ianao) + Vola 50.000ar
🔺 Faharoa : Gâteau pour 4 personnes ( misafidy décoration ianao )

🖇️ Manomboka androany ny lalao ary mifarana amin'ny 7 Avril.

Tentez vos chances ✨

Address

Hôtel 2000 Sakaraha
Sakaraha
620

Telephone

+261333329297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 2000 Gâteau posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category