Marory farm

Marory farm mamokatra, mifanohana,miasa

Salama daholo.🦃🦃🦃🌼Vorontsiloza lehibe amidy . Misy 10 Vavy 7, lahy 3. Prix 💶: vavy 70.000ar              Lahy 125.000arM...
20/05/2026

Salama daholo.🦃🦃🦃

🌼Vorontsiloza lehibe amidy . Misy 10

Vavy 7, lahy 3.

Prix 💶: vavy 70.000ar
Lahy 125.000ar

Mahazo prix raha izy rehetra

📞Tel :034 36 322 72

❤️Salama tompoko. Miakatra ny litchi vaventy tsara oan'ireo izay mila. Toerana Analakely2.500ar /kg .Manao livraison min...
09/01/2026

❤️Salama tompoko.
Miakatra ny litchi vaventy tsara oan'ireo izay mila.

Toerana Analakely
2.500ar /kg .
Manao livraison minimum commande 5kg

Contact :034 36 322 72

Misaotra Jéhovah andriamanitra noho ny fasoavanao . Nasehonao anay ny fitiavanao anay ary notoloranao vokatra lavitra ny...
13/01/2025

Misaotra Jéhovah andriamanitra noho ny fasoavanao . Nasehonao anay ny fitiavanao anay ary notoloranao vokatra lavitra ny heritreritray izahay . Ka tsy ahy ny tsy ankasitraka izany . 🙏.
Misaotra ireo namana rehetra koa tsy nikely soroka fa niasa taminy fo .❤️. Tsy niravoravo tanana Ary hita taminy endrika ny rehetra ny faharavoravoana .ho soa atrany no hifampizarana Ary hitombo asina ho tanteraka ne ny fikasana rehetra . Mankasitraka indrindra. Alefa MARORY . 2025 vonona izahay 💪.👊

Coucou.👋Letchis faramparany oToerana tsy miova pavillon 575 analakelyPrix: 3.500ar/ kg livraison possible à proximité. À...
05/01/2025

Coucou.👋
Letchis faramparany o
Toerana tsy miova pavillon 575 analakely

Prix: 3.500ar/ kg

livraison possible à proximité. À partir de 5 kilos
Contact 034 36 322 72

❤️Salama daholo.      Miakatra ndray ny letchi aminy 30/12/2024Mandray commande ndray izahay.Lehibe no mamy masaka tsara...
28/12/2024

❤️Salama daholo.
Miakatra ndray ny letchi aminy 30/12/2024
Mandray commande ndray izahay.
Lehibe no mamy masaka tsara.

Prix: 3.500ar /kg

Contact 034.36.322.72

Livraison a proximité à partir de 5kg
Lieu analakely pavillon 575

❤️❤️Mankasitraka anareo nanjifa . Ireo mbola tsy vita livraison tsy maintsy tanterahanay izany fa aza manahy n'a mafy az...
23/12/2024

❤️❤️Mankasitraka anareo nanjifa . Ireo mbola tsy vita livraison tsy maintsy tanterahanay izany fa aza manahy n'a mafy aza tohambohivohy. Na mbola hiasanay Alina aza vitanay io💪.
Misaotra kosa aminy fankasitrahana izay nahavoaray ❤️. Manome ery anay aminy ty andro mandoro mamay ty . Misaotra tompoko o.🙏

22/12/2024
Mankasitraka anareo rehetra izay tsy nisalasala namaly ny antso❤️❤️ Ary avy atrany dia nametraka fahatokisana aminay .fe...
21/12/2024

Mankasitraka anareo rehetra izay tsy nisalasala namaly ny antso❤️❤️ Ary avy atrany dia nametraka fahatokisana aminay .feno ny lanja izay azo Nay aterina ka noho izany indrindra Dia mifarana ny fandraisana ny commande . Tsy ahy ny tsy hisaotra anareo rehetra mankasitraka mankatelina . Hiezaka kosa izahay anome fahafampo anareo rehetra Ary oany ireo Zay tsy nahazo kosa Dia aza manahy fa Mbola misy aminy fotoana manaraka izay tsy ho ela fa ho lazaina eto iany . Misaotra manoana ny tantsaha malagasy 🙏

❤️Salama tompoko. Miakatra ny litchi vaventy tsara oan'ireo izay mila. Manomboka aminy lundi 23 décembre zao.Toerana Ana...
20/12/2024

❤️Salama tompoko.
Miakatra ny litchi vaventy tsara oan'ireo izay mila. Manomboka aminy lundi 23 décembre zao.

Toerana Analakely
3.500ar /kg .
Manao livraison minimum commande 5kg

Contact :034 36 322 72

Salama e.Mitombo ISA atrany . 10 ndray lo.Misaotra an andriamanitra fa tena nomeny faombiazana maro taminy Ty taona ity ...
09/12/2024

Salama e.
Mitombo ISA atrany . 10 ndray lo.Misaotra an andriamanitra fa tena nomeny faombiazana maro taminy Ty taona ity .Mbola tsy tapitra lalao fa Mbola misy ray efa akaiky.🙏

Address

Soavinandriana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Marory farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category