Blue Livraison Tamatave

Blue Livraison Tamatave Faciliter votre vie avec Blue Livraison 👌
On livre vos repas , vos envies … 🍴

02/05/2025

Pour une raison d’entretien des matériaux de travail, BLUE livraison ne sera pas disponible pour quelques jours …
Nous nous excusons en avance et vous tiendrons au courant (la veille) pour la reprise du travail
Merci pour votre compréhension
À très bientôt
BLUE livraison

23/04/2025

Manimanina an'iza o!
🙃🙃🙃

Hianareo no sisa andrasana😎🚦0387469969
18/04/2025

Hianareo no sisa andrasana😎
🚦0387469969

👉ilay bandy: Mba fantatrao moa fa ny commande de  livraison ao amin'ny Blue Livraison Tamatave dia manomboka amin'ny 07h...
09/04/2025

👉ilay bandy: Mba fantatrao moa fa ny commande de livraison ao amin'ny Blue Livraison Tamatave dia manomboka amin'ny 07h30 maraina ka hatramin'ny 5h00 ariva 🤩

🥰Vao mahita trano miloko Maitso fotsiny za dia efa i   no ao an-tsaiko😩❤️Aza adino fa tsy mila mankany intsony hianao fa...
07/04/2025

🥰Vao mahita trano miloko Maitso fotsiny za dia efa i no ao an-tsaiko😩❤️

Aza adino fa tsy mila mankany intsony hianao fa afaka miantso anay fotsiny dia izahay no manday ny commande anao💌🚩

🙃Ho antsika izay tsy mahalala dia manomboka amin'ny ⌚7 ora maraina ka hatramin'ny 6 ora ariva⌚ ny fandraisana ny command...
24/03/2025

🙃Ho antsika izay tsy mahalala dia manomboka amin'ny ⌚7 ora maraina ka hatramin'ny 6 ora ariva⌚ ny fandraisana ny commande de livraison 👈

💌 Ny réservation kosa dia azo raisina amin'ny fotoana rehetra na sur na na

📱 LIVRAISON

🥰EFA tato amin'ny L7 ve hianao sa tsia🥴🥰Aza adino fa miara-miasa amin'ny Restaurant L7 koa izahay😍🤗Manomboka amin'ny her...
22/03/2025

🥰EFA tato amin'ny L7 ve hianao sa tsia🥴

🥰Aza adino fa miara-miasa amin'ny Restaurant L7 koa izahay😍

🤗Manomboka amin'ny herinandro ho avy izao Dia homany ny commande nao🥰

🫡 30 minitra mihaloha farafahatarany Raha hiantso anajy : 038 74 699 69 na 032 14 888 23

❤️MISOKATRA HO AN'NY REHETRA NY FIARAHA MIASA❤️🚩Olon-tsotra, hotely, mpandraharaha, mpivarotra, orinasa sy ny sisa tsy v...
20/03/2025

❤️MISOKATRA HO AN'NY REHETRA NY FIARAHA MIASA❤️

🚩Olon-tsotra, hotely, mpandraharaha, mpivarotra, orinasa sy ny sisa tsy voatanisa...
👉Malalaka ny fiaraha-miasa eo anivon'ny fitaterana sy fanirahana ary fanaterana raha ilainao izany

📱 038 74 699 69 / 032 14 888 23
💌Afaka mandefa ihany koa🤗❤️

💌 Ny ora fiasanay ve🤔?🤗 Miasa foana izahay manomboka amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 6 ora ariva 🚩📱Aza misalasala m...
19/03/2025

💌 Ny ora fiasanay ve🤔?

🤗 Miasa foana izahay manomboka amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 6 ora ariva 🚩

📱Aza misalasala miantso na mandefa aty aminay raha hila fanazavana fanampiny 🤗

🙄Hey!☺️ Tsy manam-potoana ve hianao haka na hanatitra na hividy izay zavatra ilainao amin'ity andro anio ity🤔Blue Livrai...
18/03/2025

🙄Hey!☺️ Tsy manam-potoana ve hianao haka na hanatitra na hividy izay zavatra ilainao amin'ity andro anio ity🤔

Blue Livraison Tamatave dia afaka manao izay ho anao🤩🤗.

👉Midira amin'ny 💌 na koa antsoy izahay📱

Hey!☺️ 🙃Mba efa fantatrao moa fa efa misokatra manomboka 👉RAHAMPITSO 18 MARS 2025 👈ny fandraisana ny 💌COMMANDE DE LIVRAI...
17/03/2025

Hey!☺️
🙃Mba efa fantatrao moa fa efa misokatra manomboka 👉RAHAMPITSO 18 MARS 2025 👈ny fandraisana ny 💌COMMANDE DE LIVRAISON💌 antsika rehetra🤩✨

Koa tehirizo tsara ary ity 🚩TAKELAKA🚩 ity👀

❤️

11/02/2025

Raha hianareo no hanontaniana, aiza ny Restau😍 tianareo ho hisy anay?

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00
Sunday 08:00 - 19:00

Telephone

+261387469969

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blue Livraison Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Blue Livraison Tamatave:

Share