14/07/2025
Bonjour 🥰🥰🥰,
Maro nareo no manontany sur mp hoe iza no tsara kokoa amin'ilay menaka, iza no mampaniry volo malaky ? Iza no fidiana raha ... ? Ireto avy ary ny valim-panontanianareo :
1) Raha mitady huile 𝘼𝙉𝙏𝙄-𝘾𝙃𝙐𝙏𝙀, dia ny romarin no malaky. Izay ny asan'ny voalohany, manala angandrano koa izy io ary manalava volo. Fa ny anti-chute aloha no voalohany !
2) Raha mitady huile manalava volo 𝙈𝘼𝙇𝘼𝙆𝙔 (croissance rapide), dia ny huile Fénugrec, sy huile moutarde no MIACCELERER ny fanalavana volo. Oui, manalava volo ny huile de romarin; mampijanona chute anefa aloha izy, izay vao manalava ny volo amin'ny cours normal, fa ny 𝙈𝙄𝘼𝘾𝘾𝙀𝙇𝙀𝙍𝙀𝙍 ny repousse kosa dia ny huile de Fenugrec sy ny huile de Moutarde.
3) Raha maina lava ny volo na tsy mitazona mihitsy ny 𝙃𝙔𝘿𝙍𝘼𝙏𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉, dia ny huile avocat sy pépin de raisin no fidiana. Misceller hydratation ny avocat sy ny pépin de raisin.
4) Raha manana volo vakivaky lava (𝘼𝙉𝙏𝙄-𝙁𝙊𝙐𝙍𝘾𝙃𝙀) na tapataka (𝘼𝙉𝙏𝙄-𝘾𝘼𝙎𝙎𝙀) dia ny huile Baobab indray no miditra antsehatra mampijanona an'izay.
5) Raha vakivaky ny volo, tapatapaka sady te hampaniry volo, dia ny huile fénugrec ihany koa no mety. Ankoatran'ny mampaniry volo, dia manala vakivaky (anti-fourche), tapatapaka (anti-casse) koa ny huile de fenugrec.
6) Raha misy olana amin'ny angandrano dia ny huile de romarin, sy ny huile d'ail 𝘼𝙉𝙏𝙄-𝙋𝙀𝙇𝙇𝙄𝘾𝙐𝙇𝘼𝙄𝙍𝙀 ihany koa no mety.
7) Raha maina lava no sady be frisottis (𝘼𝙉𝙏𝙄-𝙁𝙍𝙄𝙎𝙊𝙏𝙏𝙄𝙎), dia ny huile de pépin de raisin no mandaitra.
8) Ny huile d'olive, sy huile coco, huile 𝙍𝙀𝙋𝘼𝙍𝘼𝙏𝙍𝙄𝘾𝙀 (mitsabo) no mampitombo tsara ny volo.
NB : Somary maherihery fofona ilay fenugrec na grain io na huile, fa izy kosa anefa tena super efficace !!!!
Izay aloha ny an'ny volo, fa ny an'ny choix d'huiles pour massage indray no alefantsika eto amin'ny manaraka.
Bonne soirée hoantsika rehetra dia ho salama tsara daholo anie ny volo 🥰💝💝