27/06/2024
https://www.facebook.com/share/3wiy6GcrPqNyxBM9/?mibextid=xfxF2i
Tolon-tanana izy ity ( levée de fonds )ho fanampiana an'i Chef Tiana nohon'ny tsy fahasalaman'ny vadiny
Bonjour
Ho antsika rehetra tia ianatra pâtisserie avec un Chef tena mahay (anisan'ireo tena be expérience sy tena mahay ) . Mijery ilay tarif za dia tena donné tokoa satria ho tsara sy betsaka ny zavatra ho azonareo ao .
Manasa anareo tompoko