BAR Marohavana

BAR Marohavana Bar Bar

Animation THB 65cl aty  Marohavana androany le 11 avril 🍻❌️❌️Mividy 3 = mahazo 1  21.500f / 4.300ar❌️❌️‼️ Manasa antsika...
11/04/2025

Animation THB 65cl aty Marohavana androany le 11 avril 🍻

❌️❌️Mividy 3 = mahazo 1 21.500f / 4.300ar❌️❌️

‼️ Manasa antsika ho tonga maro‼️
‼️ Misy tsakitsaky isankarazany ‼️

Salama e 👋Animation THB Pm miaraka  ‼️Condition mividy THB Pm 03  2.500ar ny iray  mahazo 01 gratuit ✅️Rendez-vous aty  ...
27/03/2025

Salama e 👋

Animation THB Pm miaraka ‼️
Condition mividy THB Pm 03 2.500ar ny iray mahazo 01 gratuit ✅️

Rendez-vous aty Marohavana andranomadio rahampitso à partir de 15h ️🕘

Tongava maro 🙏

31/12/2024

Tratrany farany taona aby oh😍
Efa vonona ny Ekipa handray anareo niany miaraka boissons sy tsakitsaky isankarazany ❤️
Bonne fête 🥳

Animation THB androany aty  Marohavana andranomadio  eo mitsofoka ‼️ 4.300ar ny THB iray ary mividy 05 dia mahazo 1 🥰Mis...
24/12/2024

Animation THB androany aty Marohavana andranomadio eo mitsofoka ‼️
4.300ar ny THB iray ary mividy 05 dia mahazo 1 🥰
Misy tsakitsaky isankarazany ato 🍗🍡
Tongava maro e 😍

Magnimagnitra fety eeh🥰Niverigna misy punch tianareo be ity , rombarombaho so tara e‼️Chirondraha monh 🤪
21/12/2024

Magnimagnitra fety eeh🥰
Niverigna misy punch tianareo be ity , rombarombaho so tara e‼️
Chirondraha monh 🤪

J _ 1 Star tour Tamatave ‼️Anisany mivarotra any izahay ny sabotsy sy alahady io ❌️ numéro 23  ❌️ no misy anay ( côté av...
11/10/2024

J _ 1 Star tour Tamatave ‼️
Anisany mivarotra any izahay ny sabotsy sy alahady io ❌️ numéro 23 ❌️ no misy anay ( côté avy aty )
Manasa antsika ho tonga maro ooh 🥰

⭐️ J-1 STAR TOUR Tamatave Oktoberfest 🥳

Rahampitso ary ny fotoanantsika, eo amin’ny Avenue de l’Hotel de ville Toamasina!!

Tongava miaraka amin’ny namana fa hilay be ny fiarahantsika 🤩🍻

11/10/2024

REVY LABIERA PRESSION 🍻🤩

📌Eo amin’ny Hotel de ville TAMATAVE ny fotoanantsika rahampitso, manomboka amin’ny 2ora tolakandro.

🍺 Hisy happy hour ahazoana loka Oktoberfest be dia be.

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BAR Marohavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category