11/02/2026
Merci beaucoup pour votre confiance ❤️ ✨
Satria moa zani maro be nareo miteny oe MBA omeo prix izahay fa MBA te hividy gâteau amnareo fa tsy ampy vola 😅 de nieritreritra zay oe maninona moa rah asiana promotion Kely ndray zaniiiii mandritra ity mois de Février ity 🥺
Gâteau ROND : pour 5 personnes : 20.000 ar
Pour 6 personnes : 25.000 ar
Pour 8 personnes : 32.000 ar
Pour 10 personnes : 40.000 ar
Pour 12 personnes : 45.000 ar
( Efa miaraka @ carton 🤗 )
Ny Bento cake ntsika tsy miova anh
Prix : 15.000 ar foana 🥰 ( pour 3 à 4 personnes)
Koa aza misalasala miditra Mp rah misy mahaliana anareo ✨
Contact : 0342131006 / 0327797299
Lieu Tamatave
Récupération : entre boulangerie score bazar Kely et dentiste Nicolas
Manao livraison ihany koa izahay ( frais araka2 n'y toerana misy anareo) de 12h - 13:30 h
17: 30 - 19h
ARAO.mg
" Continuons de grandir ensemble ✨"