Heni-Kan

Heni-Kan Goûter/snack/fast food 🌮🍟
Commande privée/commande spéciale
Goûter sôlo/Duo/ familial 😋

Vaovao Tsara be 😍Ireto misy idée cadeaux tsara kely atao fanomezana ho an'ny meilleure amie Anao iny 😉Afaka ianao no mis...
15/05/2024

Vaovao Tsara be 😍

Ireto misy idée cadeaux tsara kely atao fanomezana ho an'ny meilleure amie Anao iny 😉
Afaka ianao no misafidy ny zavatra atao ao anatiny ❤️

📩Y'ti Cado
📞 033 57 001 88

Prix: selon votre budget 😉

15/05/2024

Salama daholo💗
Mbola Eto foana izahay ah (Bosa foods) fa sao gaga ianareo amin'ilay anarana niova.
Niova ho Y'ti Cado cadeau izahay noho ireto antony ireto 😉

✨Nampitomboina ny activités atao 🤗
✨Ho fanatsarana ny service
✨Hanamorana ny fitadiavanareo cadeaux 🎁
✨Ahafahana mizara ireo Cadeau efa afaka jifaina ato aminay 😉
✨Tianay be ny manolotra fanomezana 🎁 (manamarika tantara...) satria fomba iray entina maneho fitiavana ❤️

➡️Izay no nahatonga ilay anarana hoe ♥️Y'ti*Cado♥️

Aza misalasala manoratra ao amin'ny hafatra miafina raha misy fanontaniana na koa hanao commande 😉



Iza daholo no teraka volana Mai ato? Ho anareo ity 🤩🤑🎉🎉 Prix :selon votre budget 😉Alefaso dieny izao ny commande 🥰
04/05/2024

Iza daholo no teraka volana Mai ato?

Ho anareo ity 🤩
🤑🎉🎉

Prix :selon votre budget 😉

Alefaso dieny izao ny commande 🥰

MONEY PIZZA 🤑💰Iza no hanaterana?Pizza tsy mora masiso, sady tsy matahotra vitsika 😉Pizza be sosy 😋Mety @ rehetra na mana...
30/04/2024

MONEY PIZZA 🤑💰

Iza no hanaterana?
Pizza tsy mora masiso, sady tsy matahotra vitsika 😉
Pizza be sosy 😋
Mety @ rehetra na manao régime na tsia 🙃

Iza no namanao tokony homena azy ity? 😍
Afaka atao bleu bleu ah 😉🤑

Prix: selon votre budget 😉



Special Gift 🎁 🎉Hainao ve hoe anisan'ny 5 languages d'amour ny fanomezana? 🎁Zalahy oh! Zavatra hoatr'izao no mahababo ny...
29/04/2024

Special Gift 🎁 🎉

Hainao ve hoe anisan'ny 5 languages d'amour ny fanomezana? 🎁

Zalahy oh! Zavatra hoatr'izao no mahababo ny fon'ny vehivavy 😍

Papa oh! mendrika cadeau hoatr'izao ny princesse & prince 🤴 kelinareo 🥰

Maman ah!! Mendrika ny hajan'i papa izao eh (vin Tsara & Chocolat de gamme 😉)

Azonao antoka ny surprise-nareo miaraka aminay
Mi-marquer événement no tena tianay 😉

Mametraka tantara...♥️

Aza misalasala mandefa Mp aminay raha hanao commande na miantso avy hatrany 🤗
📞 033 57 001 88

Prix: selon votre budget 😉




MONEY PIZZA 🤑💰Iza no hanaterana? ☺️Pizza tsy mora masiso, sady tsy matahotra vitsika 😉Pizza be sosy 😋Iza no namanao toko...
22/04/2024

MONEY PIZZA 🤑💰

Iza no hanaterana? ☺️
Pizza tsy mora masiso, sady tsy matahotra vitsika 😉
Pizza be sosy 😋

Iza no namanao tokony homena azy ity? 😍

Prix: selon votre budget 😉



Special Gift 🎁 🎉Iza manana anniversaire @ herinandro? Sa hamangy tera-bao? Na Zavatra hankalazaina? Mi-marquer événement...
22/04/2024

Special Gift 🎁 🎉

Iza manana anniversaire @ herinandro? Sa hamangy tera-bao? Na Zavatra hankalazaina?

Mi-marquer événement no tena tianay 😉

Mametraka tantara...♥️

Aza misalasala mandefa Mp aminay raha hanao commande na miantso avy hatrany 🤗
📞 033 57 001 88

Prix: selon votre budget 😉




Un grand merci à mes nouveaux followers ! Kaël Olo Hely, Raharimanana Ålímä, Cãmüllæh Garçhïa, Deliah Jacquillà, Vanecha...
19/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Kaël Olo Hely, Raharimanana Ålímä, Cãmüllæh Garçhïa, Deliah Jacquillà, Vanechas Herifina, Eliza Vavy, Emme Ritch, Haingo Stef, Fanantenanah Mitia, Lee Røÿåle, Aris Chan Adryelle ♥️♥️

👋Commencez votre journée avec nos délicieuses crêpes🥞!!
19/04/2024

👋Commencez votre journée avec nos délicieuses crêpes🥞!!



Hello les foodlovers 👋🥰Goûter'ntsika harivariva 🤤Iza no anaterana fa mbola misy pack LoveMe iray dispo 😉Mbola mandray co...
17/04/2024

Hello les foodlovers 👋🥰

Goûter'ntsika harivariva 🤤
Iza no anaterana fa mbola misy pack LoveMe iray dispo 😉

Mbola mandray commande ihany koa izahay 😍

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Kaël Olo Hely, Raharimanana Ålímä, Cãmüllæh Garçhïa, Deliah Jacquillà, Vanecha...
17/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Kaël Olo Hely, Raharimanana Ålímä, Cãmüllæh Garçhïa, Deliah Jacquillà, Vanechas Herifina, Eliza Vavy, Emme Ritch, Haingo Stef, Fanantenanah Mitia, Lee Røÿåle, Aris Chan Adryelle ❤️❤️❤️

1er achat ato aminay dia efa mahazo carte de fidélité 😉✨

Hello 👋🌻Tapitra omaly t@ 11ora alina ny lalaon-tsika ka i Juliano Grand  no nandresy 🏆🎉Izy no commentaire nahazo réactio...
13/04/2024

Hello 👋🌻

Tapitra omaly t@ 11ora alina ny lalaon-tsika ka i Juliano Grand no nandresy 🏆🎉
Izy no commentaire nahazo réactions betsaka indrindra 🤗.
Manasa anao hiditra MP aminay

Aza malahelo izay tsy nahazo fa mbola ho maro ny lalao, @ manaraka indray. Araho tsy tapaka ny pejy 😉



Address

Centre Ville
Toamasina

Telephone

+261335700188

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Heni-Kan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share