Soupe et Grillade Mia

Soupe et Grillade Mia 🍽️Ny kibo voky no maharaka ny namagna🍜

Mbola misokatra izahay annn☺️Tsy tara ianareo raha izao no ho aty am " Soupe et Grillade Mia"Ato aminay dia ahianareo:- ...
01/11/2024

Mbola misokatra izahay annn☺️

Tsy tara ianareo raha izao no ho aty am " Soupe et Grillade Mia"

Ato aminay dia ahianareo:

- Soupe Atody : 2 500ar
- Soupe Tongotr'omby : 3 000ar
- Soupe Garnie : à partir de 2 000ar

- Mine Sao : à partir de 2 000ar

- Pate Sèche : à partir de 2 000ar

- Brochettes Viande : 500ar
- Brochettes Poulet : 1 000ar

Adresse : Lalam-baovao Mangarivotra entre Lavage Rasta et Cabinet Médicale Mahasoa

Aiza atsika eee☺️Efa misokatra ho antsika ny 🔥Soupe et Grillade Mia 🔥 ka nareo sisa no iandrasana annnAdresse tsy miova ...
01/11/2024

Aiza atsika eee☺️

Efa misokatra ho antsika ny 🔥Soupe et Grillade Mia 🔥 ka nareo sisa no iandrasana annn

Adresse tsy miova : Lalam-baovao Mangarivotra entre Lavage Rasta et Cabinet Médicale Mahasoa

🍜🍜Paré izy ato ein😋😋😋 Nareo sisa andrasagna🔥Hitanareo ato am Soupe et Grillade Mia 🔥* Soupe Atody * Soupe Tongotr'omby *...
31/10/2024

🍜🍜Paré izy ato ein😋😋😋 Nareo sisa andrasagna

🔥Hitanareo ato am Soupe et Grillade Mia 🔥

* Soupe Atody
* Soupe Tongotr'omby
* Soupe Garnie

* Pâte Sèche

* Mine Sao

* Brochettes Viande
* Brochettes Poulet

Am vidiny mirary no matsiro 😋😋

Adresse : Lalam-baovao Mangarivotra entre Lavage Rasta et Cabinet Médicale Mahasoa

30/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anselme Razanabenja, José Eustache Andrianirina, Mickaelys Kamy Ndiamahazo, Philippe Loygue Jesosy, Olo Tia Zouk, Bruno Rabenantenaina, Nar Zo, Sany Ras, Aicha Methar, Aina Christina Andrianina, Amboarafitia Nah, Ravo Andry Carrozza, Rondro Stéphanie Rakotomalala, Theo Fazari, Rojo Edwine, Jonathan Ramiik, Berneur Sama, Achille Serginot Rasolofonirina, Shamia Carodjia, Anaïs Fabiola, Kenjy Fÿlkēr, Nael Karelle Yrouel, Soahita Nella, Maminirina Jenita, Is Marie, Him Ling Ralaisolo, Andriantahiana Hyancinthe, Harïï Leÿ, Jose Centurion Centurion, Sunshine Ornela, Toto Lava, Angel'ica Rjm, Dicte Ulysse, El Djouza

Akory aby antsika eee☺️Efa ato zahay ato am Soupe et Grillade Mia vognona handray anareo ann🔥Hitanao ato am Soupe et Gri...
29/10/2024

Akory aby antsika eee☺️

Efa ato zahay ato am Soupe et Grillade Mia vognona handray anareo ann

🔥Hitanao ato am Soupe et Grillade Mia izay natao am vidiny mirary anefa matsiro😋😋😋

* Soupe Atody : 2 500ar
* Soupe Tongotr'omby : 3 000ar
* Soupe Garnie à partir de 2 000ar

* Mine Sao à partir de 2 000ar

* Pâte Sèche à partir de 2 000ar

* Brochettes Viande et Poulet

Ary koa boisson Star sy jus naturel

Nareo sisa no hiandrasana ooo

Mbola tsara antsika jiaby eee☺️Efa misokatra ny Soupe et Grillade Mia ka nareo sisa no dignasagna annn🥰🥰
26/10/2024

Mbola tsara antsika jiaby eee☺️

Efa misokatra ny Soupe et Grillade Mia ka nareo sisa no dignasagna annn🥰🥰

25/10/2024

🥰🥰Zahay ato am Soupe et Grillade Mia dia misaotra antsika jiaby tonga nanjifa tato aminay iniany🥰🥰

Aza adigno fa mbola misokatra zahay amaraigna ary mbola vognona agnamia fahafaham_po antsika jiaby☺️

☺️☺️
25/10/2024

☺️☺️

🔥 Ny Soupe et Grillade Mia 🔥 dia misokatra ho antsika mpanjifa :Alatsinainy ka hatramin'Asabotsy08h00 à 20hHitanao ato a...
25/10/2024

🔥 Ny Soupe et Grillade Mia 🔥 dia misokatra ho antsika mpanjifa :
Alatsinainy ka hatramin'Asabotsy
08h00 à 20h

Hitanao ato aminay
* Soupe garnie à partir de 2 000 ar
* Soupe Atody - 2 500 ar
* Soupe Tongotr'omby - 3 000 ar

* Mine Sao à partir de 2 000ar

* Pâte Sèche à partir de 2 000 ar

* Brochettes

Adresse : Lalam-baovao Mangarivotra entre Lavage Rasta et Cabinet Médicale Mahasoa

🔥Halal🔥

Salama antsika jiaby ☺️Aza tara am raha vaovao 🍖🍜ireo aby ny Menu ntsika. Tsisy raha Lainga fa photo réelle 🥰 Prix abord...
24/10/2024

Salama antsika jiaby ☺️
Aza tara am raha vaovao 🍖🍜
ireo aby ny Menu ntsika. Tsisy raha Lainga fa photo réelle 🥰 Prix abordable 😊
Eto à Mangarivotra am Lalam-baovao entre lavage rasta sy Cabinet Médicale Mahasoa misy antsika 😉

Address

Mangarivotra Avaratra
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soupe et Grillade Mia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category