07/07/2026
🌸 Bonjour mes Loryamour ❤️
Saviez-vous que :
✨ Les cheveux crépus sont une couronne, pas un problème. 👑🖤
ndao koragnina...
Marigna fa mila fikarakarana bebe kokoa izy io, mila hamandoana, SURTOUT faharetana ary fitiavana.
💚 Ireto misy torohevitra vitsivitsy hagnampy anareo amin'ny fikarakarana randragna.
🌿 Ataovy mandomando tsara na koi asio crème na leave-in ny randragna nao alohan'ny hibangoana azy.
🌿 Dia avy eo mampiasà peigna maventy nify na ny rantsan-tàgnanao rehefa mamaha anazy amzay tsy ho tapatapaka.
🌿 Vita igno Magnanaova coiffure na bango miaro randrana nao (coiffure protectrice) mba hampihena ny fahatapahany.
🌿 Farany koi fa mandry Matory mampiasà satroka na foulard satin mba hitazomagna ny hamandoan'ny volo.
❤️ Fantaro fa Tsy hoe "sarotra" ny randrana ngita, fa mila fikarakarana mifanaraka aminazy sy FITIAVANA.
✨ Donc zany Mireharehà amin'ny randranao. Aza megnatra amin'ny maha-ianao anao, satria ny hatsarana dia tsy voafetra amin'ny karazana randrana.
Sinon reto ambany reto misy karazana bango randrana azo atao tsara ho anizay sahirana karaha anahy.
💬💬 Mes Loryamour ❤️, ino karazanacoiffure tianao atao am randarana ngita ? Alefaso am commentaire akao koi misy .
Avec tout mon amour, ❤️ 🌸
🌿