01/04/2021
Miarahaba e 👋 ireto ambany ireto ary ny menu proposenay anareo amin'ny Week-end de pâque e 🎊
Noho ny amehana ara-pahasalamana dia efa nivonona amin'izany Ilay Kanana 😇, noho izany a, aterinay any an-tranonareo izay sakafo commandinareo 🛵
Ny tsara dia atao 2h mialoha ⏱ ny commande ahafahanay manome ny tsara indrindra ho anareo 🙂
Manasa ary hiditra message privé na miantso ny laharana 032 11 372 27 amin'ny commande.