Le laitier de la table

Le laitier de la table Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le laitier de la table, Dairy Farm, ankaiasy Amboanio, Tulear.

17/11/2025

🥛🥛Yaourt soa nefa @ vidiny tena mirary.
- Yaourt nature 1 litre tsotra : 5.000 ar
- Yaourt nature 1 litre mamy : 6.000 ar
Toerana : Tanambao I entre College Lutherien sy College Fanantenana
Fifandraisana : 034 02 111 41

👉👉👉Manomboka efa hafana izao  ny andro, hivoaka tsy ho ela ireo vokatra vaovao hafa indray ato amintsika. 📢📢📢ARAHO HATRA...
01/09/2025

👉👉👉Manomboka efa hafana izao ny andro, hivoaka tsy ho ela ireo vokatra vaovao hafa indray ato amintsika.

📢📢📢ARAHO HATRANY NY PEJINTSIKA, TSIDIHO MATETIKA NY POINT DE VENTE.

👀👁👁Toerana : Tanambao I, entre Collège Luthérien et Collège Fanantenana
⏰⏰🕣🕧Fisokafana : Isa-maraina 8h-12h30, afatsy ny sabotsy ihany
📞📞☎️☎️Fifandraisana : 034 02 111 41 sy ny page facebook LE LAITIER DE LA TABLE

🫲 🫱💪🙏🤜👍« Tohano ny mpamokatra mba hamokatra ny tsara hatrany ho anao »

📣📣📣📢📢📢Tolotra vaovao ho amin'izao fidiran'ny mpianatra izao, hanampy azy ireo hiatrika tsara ny fianarany : 👉 fromage fo...
01/09/2025

📣📣📣📢📢📢Tolotra vaovao ho amin'izao fidiran'ny mpianatra izao, hanampy azy ireo hiatrika tsara ny fianarany :
👉 fromage fondu 500 g : 18.000 ar
Misy tsiro isan-karazany izay tena maha teatea : nature, au poivre, à l'ail, sns
🏃♀️🏃🏃♂️Hararaoty hatrany fa mandalo ihany ny tolotra toy izao !

Nohon'ny fanirian'ny maro aminareo, izay  mpakafy ny vokatrantsika, dia HISOKATRA na dia ny ALAHADY AZA IZAHAY, MANOMBOK...
01/08/2025

Nohon'ny fanirian'ny maro aminareo, izay mpakafy ny vokatrantsika, dia HISOKATRA na dia ny ALAHADY AZA IZAHAY, MANOMBOKA AMIN'IZAO ALAHADY HO AVY, 03 AOGOSITRA IZAO.
Fifandraisana : 034 02 111 41

Ankasitrahanay hatrany ianareo rehetra ny amin’ny fahatokisana sy fankafizana ireo vokatrantsika. Toy izao manaraka izao...
01/08/2025

Ankasitrahanay hatrany ianareo rehetra ny amin’ny fahatokisana sy fankafizana ireo vokatrantsika. Toy izao manaraka izao indray ireo vokatra amin’izao :
- Ronono 1,5 litre : 5.000 ar
- Yaourt nature 1 litre : 5.000 ar
- Yaourt nature mamy 1 litre : 6.000 ar
- Fromage fondu 250 g : 10.000 ar (nature ou au poivre ou à l’ail, ou aux fines herbes)

Toerana : Tanambao I, entre Collège Luthérien et Collège Fanantenana
Fisokafana : Isa-maraina 8h-12h30, afatsy ny sabotsy ihany
Fifandraisana : 034 02 111 41 sy ny page facebook LE LAITIER DE LA TABLE
« Tohano ny mpamokatra mba hamokatra ny tsara hatrany ho anao »

· ❌❌FARADOBOKA❌❌Ity no herinandro farany azo anararaotana farany ny PRIX DE LANCEMENT amin'ny :👉Yaourt nature (1 litre) ...
20/07/2025

·
❌❌FARADOBOKA❌❌
Ity no herinandro farany azo anararaotana farany ny PRIX DE LANCEMENT amin'ny :
👉Yaourt nature (1 litre) : 4.000 ar
👉 Fromage fondu (250 g) : 8.000 ar
🛐 Tanambao I, entre Collège Luthérien et College Fanantenana
⌚Isa-maraina 8h-12h30, afatsy ny sabotsy sy ny alahady
📞 : 034 02 111 41
💥💥💥HARARAOTY💥💥💥

16/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Chantal Razanantsoa, Christoloïne Raz, Rolland Etono, Bianca Stanny, Lolitancia Farez, Francia Njr, Pizovera Bernardine Yvonne, Lücky Lūcianò, Iaritra Evanah Ras, Lyna's Varotra Toliara, Manou Mahavaly, Randrianirina Fanomezana, Shårøn Särõbïdÿ, Christelle Nandrasana

❌❌FARADOBOKA❌❌Ity volana Jolay ity no azo anararaotana farany ny VIDINY TENA MORA amin'ny :👉Yaourt nature (1 litre) : 4....
10/07/2025

❌❌FARADOBOKA❌❌
Ity volana Jolay ity no azo anararaotana farany ny VIDINY TENA MORA amin'ny :
👉Yaourt nature (1 litre) : 4.000 ar
👉 Fromage fondu (250 g) : 8.000 ar
🛐 Tanambao I, entre Collège Luthérien et College Fanantenana
⌚Isa-maraina 8h-12h30, afatsy ny sabotsy sy ny alahady
📞 : 034 02 111 41

💥💥💥HARARAOTY💥💥💥

Mivarotra vokatra avy @ ronono, tsara, azo antoka, mandavan-taona : 👉 Ronono Velona (1,5 litre) : 5.000 ar👉 Yaourt natur...
14/06/2025

Mivarotra vokatra avy @ ronono, tsara, azo antoka, mandavan-taona :
👉 Ronono Velona (1,5 litre) : 5.000 ar
👉 Yaourt nature (1 litre) : 4.000 ar
👉 Fromage fondu (250 g) : 8.000 ar

🛐 Tanambao I, entre Collège Luthérien et College Fanantenana
⌚Isa-maraina 8h-12h30, afatsy ny sabotsy sy ny alahady
📞 : 034.02.111.41

Misokatra isa-maraina eto Toliara n'y  toerana fivarotana vokatra avy @ ronono. Mirary dia mirary n'y vidiny amin'izao :...
23/05/2025

Misokatra isa-maraina eto Toliara n'y toerana fivarotana vokatra avy @ ronono.
Mirary dia mirary n'y vidiny amin'izao :
- Yaourt nature 1 litre : 4.000 ar
- Fromage fondu 250 g : 8.000 ar
Hararaoty, jefao fa fahasalamana ho anao
Toerana : Tanambao I entre collège Lutherien/Fanantenana

Hisokatra isa-maraina, toerana fivarotana vokatra avy @ ronono, n'y alakamisy 22 mai 2025.Vokatra ho hita ao amin'izao :...
21/05/2025

Hisokatra isa-maraina, toerana fivarotana vokatra avy @ ronono, n'y alakamisy 22 mai 2025.
Vokatra ho hita ao amin'izao :
- Ronono Velona 1.5 litatra : 5.000 ar
- Yaourt nature 1 litatra 4.000 ar
- Fromage fondu 250 g : 8.000 ar
Toerana : Tanambao I, entre collège Luthérien/Fanantenana
Telefona : 034.02.111.41

Address

Ankaiasy Amboanio
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le laitier de la table posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category