Snack Gasy

Snack Gasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Snack Gasy, Kitchen/Cooking, Belle rose, Quatre Bornes.

Misokatra ntsik androany dimanche midi 30 😊 mihidy 22hr menu ary eh ComposĂ© NemSoupe spĂ©cial Tong’omby Loka Tripes sauce...
21/04/2024

Misokatra ntsik androany dimanche midi 30 😊 mihidy 22hr menu ary eh
Composé
Nem
Soupe spécial
Tong’omby
Loka
Tripes sauce
Hena ritra
Ravitoto henan’omby matavy😜
Assiette de brochettes avec manioc frite, banane friteđŸ« 

Miharaba antsik rehetra 😊 miverina misokatra ho antsika ny snak gasy:Ora fisokafana: Zoma  hatramin’ny Lahady manomboka ...
10/04/2024

Miharaba antsik rehetra 😊 miverina misokatra ho antsika ny snak gasy:
Ora fisokafana: Zoma hatramin’ny Lahady manomboka amin’ny 12 ora atoandro ka hatramin’ny 10 ora Alina
Sakafo misy: composé , nem, la soupe spéciale, salade ourita, vary sy loaka
.
Tsy adino ny tsaky2 maro ary mandray commande ary Hafak manao livraison koa izahay misaotra antsika sahady 💋 Tongava maro
Toerana 4 bornes
Tel:58468536

Address

Belle Rose
Quatre Bornes

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Snack Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share